Toro-làlana

FiomananA ho amin’ny PaskaN’I JEHOVAH

SY Mofo Tsy Misy Masirasira

MANOMANA VAHOAKA HO AMIN’NY FANJAKAN’ ANDRIAMANITRA

 

Sabata -7 mialoha ny Paska

Perikopa 06 Feb 2021 (Sabata) - Fiz.1

 Mitafia fanetren-tena

 

 

Perikopa 06 Feb 2021 (Sabata) - Fiz.2

Ny tombon-tsoa azo avy amin'ny fanetren-tena

 

Sabata -6 mialoha ny Paska

Perikopa 13 Feb 2021 (Sabata) - Fiz.1

Miomana ho amin’ny Paska

Mpits 10:6-16

Mat 17:14-21

Gal 4:17-31

 

Perikopa 13 Feb 2021 (Sabata) - Fiz.2

 

 

Sabata -5 mialoha ny Paska

Perikopa  20  Feb 2021 (Sabata) - Fiz.1

Miomana ho amin’ny Paska

Gen 19:15-29

Lio 9:28-36

Asa 21:15-26

 

Perikopa  20  Feb 2021 (Sabata) - Fiz.2

 

 

Sabata -4 mialoha ny Paska

Perikopa  27  Feb 2021 (Sabata) - Fiz.1

Miomana ho amin’ny Paska

Isa 42: 1-9

Jao 19:1-22

Heb 10:1-18

 

Perikopa  27  Feb 2021 (Sabata) - Fiz.2

 

 

Sabata -3 mialoha ny Paska

Perikopa  06  Mar 2021 (Sabata) - Fiz.1

Fiomanan’ny fiangonana amin'ny Paskan’i Jehovah

-      Fanomanana ny Zanak’ondrin’ny Paska

Lev 23:1-9, 37

Jao 12:1-16

1Kor 11:17-34

 

Perikopa  06  Mar 2021 (Sabata) - Fiz.2

Fiomanan’ny fiangonana amin'ny Mofo Tsy Misy Masirasira

 

Sabata -2 mialoha ny Paska

Perikopa  13  Mar 2021 (Sabata) - Fiz.1

(1er Abiba / 14 Mar 21)

1er Abiba:

Taom-baovaon’i Jehovah

- Ny Paska voalohany

- Ny Paska ao amin’ny Testamenta Vaovao (T.V.)

- Fampitahana ny mariky ny Paska ao amin'ny T.V. sy ny marika ao amin'ny T.T.

- Dinika momba ny fanasana tongotra

Eksodosy 12:1-14

Jaona 12:1-16

 

Perikopa 13 Mar 2021 (Sabata) - Fiz.2

- Ny MTMM ao amin'ny T.T. sy amin'ny T.V.

- Andron’ny Mofo tsy misy lalivay

- Fomba fitandremana azy ankehitriny

 

Sabata -1 mialoha ny Paska

Perikopa  20  Mar 2021 (Sabata) - Fiz.1

Sabata mialoha ny Paska

- Hafatra mialoha ny Paska

Ezekiela 18:19-28

Jaona 3:16-24

1 Korintiana 11:27-29

 

Perikopa  20  Mar 2021 (Sabata) - Fiz.2

Sabata mialoha ny Paska

- Fahatakarana ny Paska: mofo, divay

- Nahoana isika no mila ny Paska?

- Fanazavana ny hateloan’andro sy hateloan’alina

Isaia : 53:1-12

Jaona 6:34-58

Hebreo 9:1-12

Paska

14 Abiba

Perikopa 27 Mar 2021 (Hariva mialoha)

 Toriteniny sy toromarika avy amin'i Herbert W. Armstrong 

14 Abiba

– Paska ao an-tranonao

- Fandraisana fanasan’ny Tompo

Mofo: Mat 26:27-28, 1 Jao 1:7-9, Heb 9:11-15, Efe 1:7;

-  Divay: Jao 13:18, Jao 17:1-26, Ekso 12:10, Ekso 29:34

1 Kor 11:23-30, Lio 22:7-15, Jao 13:1-17, Isa 53:3-12, Mat 8:16-17, 1 Pet 2:20-24, Heb 4:14-16, Jao 6:32-40, Jao 6:48-51, Jao 6:53-58, 1 Kor 10:16-17, 1 Kor 11:24

 

Jaona 13, 14, 15, 16, 17

Andro 1er MTMM

Firavoravoana Mofo Tsy Misy Masirasira

15 Abiba

Alina tsarovana indrindra

Perikopa  28  Mar 2021 – Fiz.1

- Fetin’ny Mofo Tsy Misy Masirasira

- Alina tsarovana indrindra (tsy tandindona)

- Ny tanjon’ny fety

Eksodosy 13:1-10

Matio 16:6-12

1Korintiana 5:1-13


15 Abiba

Perikopa  28  Mar 2021 – Fiz.2

- Fetin’ny Mofo Tsy Misy Masirasira

- Ny atambon’i Sodoma sy Gomora

-Fampitandremana ho an’ny rehetra

Genesisy 19 :1-29, Asa 15: 36-41, Gen 13:13, Andriamanitra (Genesisy 18: 17, 20-22), ny anjely (Genesisy 18: 16,22), Abrahama, Lota, ny zanakavavy sy vinantolahy, ny vadin’i Lota

Andro 2e MTMM

16 Abiba

Andro faharoa

Ny lesona ara-panahy amin'ny fitandremana ny MTMM

1 Kor 5:6-7, Efe 4:15, Gal 2:20, Lio 21:1, Mat 16:6-12, Mat 15:3-9

Andro 3e MTMM

17 Abiba

Andro fahatelo

- Kristy no Paska zanak’ ondrin’ Andriamanitra araka ny fanekena vaovao

- MTMM: fanafahana ny kristiana tamin'ny fanandevozana ara-panahy (ota)

Rom 6:15-23,

 

 

 

- Heb 3:1, Heb 10:19-23

Andro 4e MTMM

18 Abiba

Andro fahefatra

- Fandosirana / fialana tanteraka amin’ny fahotana

- Jesosy Kristy manaisotra ny lalivay ara-panahy

- Eks 14:5-23, Heb 4:14-16, Matio 5:48; 2 Petera 1: 4, 1 Korintiana 5: 8, Eksodosy 13:3-9, Eksodosy 31: 12-17

Andro 5e MTMM

19 Abiba

Nampaherezin’ Andriamanitra ny zanak’Isiraely raha nenjehin’i Farao sy ny tafika Egyptiana

- Eksodosy 14:13-22 sy Hebreo 5:5-10, 2 Korintiana 2:14-17

Andro 6e MTMM

20 Abiba

Niampita ny ranomasina mena

Tsarovy ny vadin’i Lota!

- Eksodosy 14:21-31, 2 Korintiana 2:14-17, Gen 18:1-33, Gen 19:1-29, Lioka 17:28-32

Andro faha-7 MTMM

Firavoravoana Mofo Tsy Misy Masirasira

21 Abiba

Perikopa  03 Apr 2021 – Fiz.1

- Mizotra ho amin’ny Fanjakana

- Inona no nianarantsika tamin'ny Mofo Tsy Misy Masirasira ?

- Fiverenana amin'ny mofo misy masirasira: Fiomanana ho amin'ny Pentekosta

- Tafavoaka ny ota

Genesisy 19:1-3, 15-17, 26, Apo 18:1-10,

 

Salamo 105:14, Romana 6:3, Romana 8:33-34, Levitikosy 23:17, Jeremia 2:3, Eks 19:1-25; 20:1-17, 1 Kor 15:22-23, Asa 2:1-11, Rom 6:3-8,


21 Abiba

Perikopa  03 Apr 2021 – Fiz.2

- Misy heviny maro ny teny hoe “Voaloham-bokatra”

- Manokana fotoana ho an’Andriamanitra

- Mampianatra ny Fanjakan’Andriamanitra

- Afatohy ny sainao ho amin’izay ho avy fa tsy amin’izay efa nilaozana

- Asa 2:1-12, 33; Rom 8:23; 2 Kor 1:21-22

 

TOVANA