FiomananA ho amin’ny PaskaN’I JEHOVAH
SY Mofo Tsy Misy Masirasira
MANOMANA VAHOAKA HO AMIN’NY FANJAKAN’ ANDRIAMANITRA
Sabata -7 mialoha ny Paska | Perikopa 06 Feb 2021 (Sabata) | Mitafia fanetren-tena |
|
| Perikopa 06 Feb 2021 (Sabata) | Ny tombon-tsoa azo avy amin'ny fanetren-tena |
|
Sabata -6 mialoha ny Paska | Perikopa 13 Feb 2021 (Sabata) | Miomana ho amin’ny Paska | Mpits 10:6-16 Mat 17:14-21 Gal 4:17-31 |
| Perikopa 13 Feb 2021 (Sabata) |
|
|
Sabata -5 mialoha ny Paska | Perikopa 20 Feb 2021 (Sabata) | Miomana ho amin’ny Paska | Gen 19:15-29 Lio 9:28-36 Asa 21:15-26 |
| Perikopa 20 Feb 2021 (Sabata) |
|
|
Sabata -4 mialoha ny Paska | Perikopa 27 Feb 2021 (Sabata) | Miomana ho amin’ny Paska | Isa 42: 1-9 Jao 19:1-22 Heb 10:1-18 |
| Perikopa 27 Feb 2021 (Sabata) |
|
|
Sabata -3 mialoha ny Paska | Perikopa 06 Mar 2021 (Sabata) - Fiz.1 | Fiomanan’ny fiangonana amin'ny Paskan’i Jehovah - Fanomanana ny Zanak’ondrin’ny Paska | Lev 23:1-9, 37 Jao 12:1-16 1Kor 11:17-34 |
| Perikopa 06 Mar 2021 (Sabata) - Fiz.2 | Fiomanan’ny fiangonana amin'ny Mofo Tsy Misy Masirasira |
|
Sabata -2 mialoha ny Paska | Perikopa 13 Mar 2021 (Sabata) - Fiz.1 (1er Abiba / 14 Mar 21) | 1er Abiba: Taom-baovaon’i Jehovah - Ny Paska voalohany - Ny Paska ao amin’ny Testamenta Vaovao (T.V.) - Fampitahana ny mariky ny Paska ao amin'ny T.V. sy ny marika ao amin'ny T.T. - Dinika momba ny fanasana tongotra | Eksodosy 12:1-14 Jaona 12:1-16 |
| Perikopa 13 Mar 2021 (Sabata) | - Ny MTMM ao amin'ny T.T. sy amin'ny T.V. - Andron’ny Mofo tsy misy lalivay - Fomba fitandremana azy ankehitriny |
|
Sabata -1 mialoha ny Paska | Perikopa 20 Mar 2021 (Sabata) Sabata mialoha ny Paska | - Hafatra mialoha ny Paska | Ezekiela 18:19-28 Jaona 3:16-24 1 Korintiana 11:27-29 |
| Perikopa 20 Mar 2021 (Sabata) | Sabata mialoha ny Paska - Fahatakarana ny Paska: mofo, divay - Nahoana isika no mila ny Paska? - Fanazavana ny hateloan’andro sy hateloan’alina | Isaia : 53:1-12 Jaona 6:34-58 Hebreo 9:1-12 |
Paska | 14 Abiba Perikopa 27 Mar 2021 (Hariva mialoha) Toriteniny sy toromarika avy amin'i Herbert W. Armstrong | 14 Abiba – Paska ao an-tranonao - Fandraisana fanasan’ny Tompo - Mofo: Mat 26:27-28, 1 Jao 1:7-9, Heb 9:11-15, Efe 1:7; - Divay: Jao 13:18, Jao 17:1-26, Ekso 12:10, Ekso 29:34 | 1 Kor 11:23-30, Lio 22:7-15, Jao 13:1-17, Isa 53:3-12, Mat 8:16-17, 1 Pet 2:20-24, Heb 4:14-16, Jao 6:32-40, Jao 6:48-51, Jao 6:53-58, 1 Kor 10:16-17, 1 Kor 11:24
Jaona 13, 14, 15, 16, 17 |
Andro 1er MTMM Firavoravoana Mofo Tsy Misy Masirasira | 15 Abiba Alina tsarovana indrindra Perikopa 28 Mar 2021 – Fiz.1 | - Fetin’ny Mofo Tsy Misy Masirasira - Alina tsarovana indrindra (tsy tandindona) - Ny tanjon’ny fety | Eksodosy 13:1-10 Matio 16:6-12 1Korintiana 5:1-13 |
15 Abiba Perikopa 28 Mar 2021 – Fiz.2 | - Fetin’ny Mofo Tsy Misy Masirasira - Ny atambon’i Sodoma sy Gomora -Fampitandremana ho an’ny rehetra | Genesisy 19 :1-29, Asa 15: 36-41, Gen 13:13, Andriamanitra (Genesisy 18: 17, 20-22), ny anjely (Genesisy 18: 16,22), Abrahama, Lota, ny zanakavavy sy vinantolahy, ny vadin’i Lota | |
Andro 2e MTMM | 16 Abiba Andro faharoa | Ny lesona ara-panahy amin'ny fitandremana ny MTMM | 1 Kor 5:6-7, Efe 4:15, Gal 2:20, Lio 21:1, Mat 16:6-12, Mat 15:3-9 |
Andro 3e MTMM | 17 Abiba Andro fahatelo | - Kristy no Paska zanak’ ondrin’ Andriamanitra araka ny fanekena vaovao - MTMM: fanafahana ny kristiana tamin'ny fanandevozana ara-panahy (ota) | Rom 6:15-23,
- Heb 3:1, Heb 10:19-23 |
Andro 4e MTMM | 18 Abiba Andro fahefatra | - Fandosirana / fialana tanteraka amin’ny fahotana - Jesosy Kristy manaisotra ny lalivay ara-panahy | - Eks 14:5-23, Heb 4:14-16, Matio 5:48; 2 Petera 1: 4, 1 Korintiana 5: 8, Eksodosy 13:3-9, Eksodosy 31: 12-17 |
Andro 5e MTMM | 19 Abiba | Nampaherezin’ Andriamanitra ny zanak’Isiraely raha nenjehin’i Farao sy ny tafika Egyptiana | - Eksodosy 14:13-22 sy Hebreo 5:5-10, 2 Korintiana 2:14-17 |
Andro 6e MTMM | 20 Abiba | Niampita ny ranomasina mena Tsarovy ny vadin’i Lota! | - Eksodosy 14:21-31, 2 Korintiana 2:14-17, Gen 18:1-33, Gen 19:1-29, Lioka 17:28-32 |
Andro faha-7 MTMM Firavoravoana Mofo Tsy Misy Masirasira | 21 Abiba Perikopa 03 Apr 2021 – Fiz.1 | - Mizotra ho amin’ny Fanjakana - Inona no nianarantsika tamin'ny Mofo Tsy Misy Masirasira ? - Fiverenana amin'ny mofo misy masirasira: Fiomanana ho amin'ny Pentekosta - Tafavoaka ny ota | Genesisy 19:1-3, 15-17, 26, Apo 18:1-10,
Salamo 105:14, Romana 6:3, Romana 8:33-34, Levitikosy 23:17, Jeremia 2:3, Eks 19:1-25; 20:1-17, 1 Kor 15:22-23, Asa 2:1-11, Rom 6:3-8, |
21 Abiba Perikopa 03 Apr 2021 – Fiz.2 | - Misy heviny maro ny teny hoe “Voaloham-bokatra” - Manokana fotoana ho an’Andriamanitra - Mampianatra ny Fanjakan’Andriamanitra - Afatohy ny sainao ho amin’izay ho avy fa tsy amin’izay efa nilaozana | - Asa 2:1-12, 33; Rom 8:23; 2 Kor 1:21-22 |
TOVANA
1. ANARAM-BOLANA JIOSY SY GREGORIANA
2. KALANDARIN’NY ANDRO FIRAVOAVOANA 2018-2034
Sources: www.ucg.org: Holy Day Calender; cogtv.org